plt_tn/2ki/02/11.md

693 B

indro

Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny vaovao tsy ampoizina izay hitranga.

kalesy afo sy soavaly afo

Eto ny teny hoe "afo" dia midika fa voadidina afo ireo. DH: "kalesy voadidina afo tarihina soavaly voadidina afo" (UDB)

niakatra tamin'ny tafio-drivotra tany an-danitra

"nentin'ny tafio-drivotra nankany an-danitra." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 2:1 ny teny hoe "tafio-drivotra."

Raiko o, raiko o

Mpitarika hajaina no niantsoan'i Elisa an'i Elia.

norovitiny roa ireo

Matetika dia mandrovitra ny akanjony ny olona mba ho famantarana fa ory sy malahelo mafy izy ireo. DH: "notriariny roa ireo mba hanehoany ny alahelony lehibe"