plt_tn/2ki/02/11.md

20 lines
693 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# indro
Ny teny hoe "indro" eto dia manaitra antsika mba hifantoka amin'ny vaovao tsy ampoizina izay hitranga.
# kalesy afo sy soavaly afo
Eto ny teny hoe "afo" dia midika fa voadidina afo ireo. DH: "kalesy voadidina afo tarihina soavaly voadidina afo" (UDB)
# niakatra tamin'ny tafio-drivotra tany an-danitra
"nentin'ny tafio-drivotra nankany an-danitra." Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 2:1 ny teny hoe "tafio-drivotra."
# Raiko o, raiko o
Mpitarika hajaina no niantsoan'i Elisa an'i Elia.
# norovitiny roa ireo
Matetika dia mandrovitra ny akanjony ny olona mba ho famantarana fa ory sy malahelo mafy izy ireo. DH: "notriariny roa ireo mba hanehoany ny alahelony lehibe"