plt_tn/2ki/02/09.md

16 lines
393 B
Markdown

# Ary rehefa
"Ary tamin'ny"
# niampita
Ny fiampitana ny ranon'i Jordana no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "niampita ny ranon'i Jordana"
# mialohan'ny hakana ahy aminao
Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "mialohan'ny hakan'i Yaveh ahy aminao"
# ny avo roa henin'ny anjara fanahinao
Eto ny fanahin'i Elia dia ilazana ny hery ara-panahiny. DH: "avo roa henin'ny herinao ara-panahy"