plt_tn/2ki/02/09.md

393 B

Ary rehefa

"Ary tamin'ny"

niampita

Ny fiampitana ny ranon'i Jordana no tiana ho lazaina amin'izany. DH: "niampita ny ranon'i Jordana"

mialohan'ny hakana ahy aminao

Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "mialohan'ny hakan'i Yaveh ahy aminao"

ny avo roa henin'ny anjara fanahinao

Eto ny fanahin'i Elia dia ilazana ny hery ara-panahiny. DH: "avo roa henin'ny herinao ara-panahy"