plt_tn/2ki/02/07.md

820 B

dimampolo tamin'ireo zanaky ny

"50 tamin'ireo zanaky ny"

Ireo zanaky ny mpaminany

Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"

nitsangana nifanatrika tamin'izy ireo

Izany dia midika fa nitsangana, nifanatri-tava izy ireo. DH: "nitsangana nifanatri-tava izy ireo" na "nitsangana nifampitodika izy ireo"

lambany

Karazana akanjo ivelany indrindra fisalorana.

Nizara tamin'ny lafiny roa ny renirano ka nandeha tamin'ny tany maina izy roa

"Nisokatra ny ranon'i Jordana ka nanjary nisy lalana maina hahafahan'i Elia sy Elisa mankeny am-pita"

tamin'ny lafiny roa

"niankavia sy niankavanana." Izany dia ilazana ny havia sy ny havanan'ny toerana izay nikapohan'i Elia ny rano.