plt_tn/2ki/02/07.md

24 lines
820 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# dimampolo tamin'ireo zanaky ny
"50 tamin'ireo zanaky ny"
# Ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"
# nitsangana nifanatrika tamin'izy ireo
Izany dia midika fa nitsangana, nifanatri-tava izy ireo. DH: "nitsangana nifanatri-tava izy ireo" na "nitsangana nifampitodika izy ireo"
# lambany
Karazana akanjo ivelany indrindra fisalorana.
# Nizara tamin'ny lafiny roa ny renirano ka nandeha tamin'ny tany maina izy roa
"Nisokatra ny ranon'i Jordana ka nanjary nisy lalana maina hahafahan'i Elia sy Elisa mankeny am-pita"
# tamin'ny lafiny roa
"niankavia sy niankavanana." Izany dia ilazana ny havia sy ny havanan'ny toerana izay nikapohan'i Elia ny rano.