plt_tn/2co/13/11.md

16 lines
288 B
Markdown

# Fampifadraisana ny foto-kevitra
Faranan'i Paoly ny taratasiny ho an'ireo mpino Korintianina.
# miasà ho amin'ny famerenana
"miasà amin'ny fahamatorana"
# mifaneke ny tsirairay
"mahaiza mifanaraka amin'ny tsirairay"
# amin'ny fanorohona Masina
"amin'ny fitiavan'ny Kristianina"