plt_tn/2co/13/11.md

288 B

Fampifadraisana ny foto-kevitra

Faranan'i Paoly ny taratasiny ho an'ireo mpino Korintianina.

miasà ho amin'ny famerenana

"miasà amin'ny fahamatorana"

mifaneke ny tsirairay

"mahaiza mifanaraka amin'ny tsirairay"

amin'ny fanorohona Masina

"amin'ny fitiavan'ny Kristianina"