plt_tn/2co/13/01.md

12 lines
453 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Apetrak'i Paoly tsara fa i kristy dia miteny amin'ny alalany ary tian'i Paoly ny hamerina, hampahery, ary hampiombona azy ireo ihany koa.
# Ny fiampangana rehetra dia tsy maintsy miorina amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roa na telo
Azo adika hoe DH: "mino fa nisy olona nanao zavatra tsy nety taorian'ny nilazan'ny olona roa na telo zavatra mitovy"
# tamin'ireo ambiny rehetra
"tamin'ireo olona rehetra hafa"