plt_tn/2co/13/01.md

453 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Apetrak'i Paoly tsara fa i kristy dia miteny amin'ny alalany ary tian'i Paoly ny hamerina, hampahery, ary hampiombona azy ireo ihany koa.

Ny fiampangana rehetra dia tsy maintsy miorina amin'ny porofo amin'ny vavolombelona roa na telo

Azo adika hoe DH: "mino fa nisy olona nanao zavatra tsy nety taorian'ny nilazan'ny olona roa na telo zavatra mitovy"

tamin'ireo ambiny rehetra

"tamin'ireo olona rehetra hafa"