plt_tn/2co/12/14.md

1012 B

Ianareo no ilaiko

Ny dikan-teny fenon'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava. DH: "Ny ilaiko dia ny hitiavanareo sy hanekenareo ahy"

ny zanaka no tokony hihary ho an'ireo ray aman-dreny

Ny ankizy kely dia tsy tokony ho tompon'andraikitra amin'ny famatsiam-bola na ireo zava-tsoa hafa omena ireo ray aman'dreny izay salama.

Izaho dia ho faly tanteraka handany sy ho laniana

Resahin'i Paoly toy ny hoe vola izay afaka lanian'Andriamanitra ny asany sy ny fiainany ara-nofo. DH: "faly hanao ny asa rehetra sy faly hamela an'Andriamanitra hanome alalana ho an'ireo olona mba hamono ahy."

ho an'ny fanahinareo

Ny teny hoe "fanahy" dia hevitra ambadika ilazana ny olona ihany. DH: "ho anareo" na "ka hiaina tsara ianareo"

Raha mitia be anareo aho, dia hotiavina kely ve izaho?

Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: " Raha tena tia anareo aho, tsy tokony hitia ahy kely fotsiny ianareo." na "raha ... tokoa, dia tokony hitia ahy bebe kokoa noho izao ianareo."