plt_tn/2co/12/14.md

20 lines
1012 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ianareo no ilaiko
Ny dikan-teny fenon'izany fanambarana izany dia afaka atao mazava. DH: "Ny ilaiko dia ny hitiavanareo sy hanekenareo ahy"
# ny zanaka no tokony hihary ho an'ireo ray aman-dreny
Ny ankizy kely dia tsy tokony ho tompon'andraikitra amin'ny famatsiam-bola na ireo zava-tsoa hafa omena ireo ray aman'dreny izay salama.
# Izaho dia ho faly tanteraka handany sy ho laniana
Resahin'i Paoly toy ny hoe vola izay afaka lanian'Andriamanitra ny asany sy ny fiainany ara-nofo. DH: "faly hanao ny asa rehetra sy faly hamela an'Andriamanitra hanome alalana ho an'ireo olona mba hamono ahy."
# ho an'ny fanahinareo
Ny teny hoe "fanahy" dia hevitra ambadika ilazana ny olona ihany. DH: "ho anareo" na "ka hiaina tsara ianareo"
# Raha mitia be anareo aho, dia hotiavina kely ve izaho?
Afaka adika ho fanambarana tsotra io fanontaniana fampisainana io. DH: " Raha tena tia anareo aho, tsy tokony hitia ahy kely fotsiny ianareo." na "raha ... tokoa, dia tokony hitia ahy bebe kokoa noho izao ianareo."