forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.1 KiB
Markdown
36 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandrasaina ny foto-kevitra
|
|
|
|
Milaza ny fahalemena izay nomen'Andriamanitra azy mba hiarovana azy hanetri-tena i Paoly.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Rehefa miresaka momban'ny "tsilo amin'ny nofo," izy dia manambara fa izy ilay "lehilahy" izay resahiny.
|
|
|
|
# re avy amiko. Hifehy tena amin'ny fireharehana ihany koa aho noho ireo karazana fanambarana miavaka ireo. Noho izany, mba tsy ho feno fireharehana aho, dia nasiana tsilo
|
|
|
|
Ireo mety ho dikany hfa dia hoe "re tamiko. Noho izany, dia tsy ho tezitra aho amin'ny avonavona noho ny karazana fanambarana mahagaga, misy tsilo."
|
|
|
|
# hihevitra ahy ho ambony noho izay hita
|
|
|
|
"manome tombony ho ahy kokoa noho izay"
|
|
|
|
# noho ireo karazana fanambarana miavaka ireo
|
|
|
|
"satria ireo fanambarana ireo dia samihafa amin'ny zavatra rehetra izay efa nahita"
|
|
|
|
# Noho izany, mba tsy ho feno fireharehana aho
|
|
|
|
"mba hiaro ahy tsy hirehareha tanteraka"
|
|
|
|
# tsilo ny nofoko
|
|
|
|
Eto dia ny olana ara-nofon'i Paoly dia ampitahana amin'ny "tsilo" izay manindrona ny "nofony". DH "fahoriana" na "olana ara-nofo"
|
|
|
|
# mpitondra hafatr'i Satana
|
|
|
|
"mpanompon'i satana"
|
|
|
|
# hanakorontana ahy
|
|
|
|
"mba hampijaly ahy"
|