plt_tn/2co/12/06.md

1.1 KiB

Fampifandrasaina ny foto-kevitra

Milaza ny fahalemena izay nomen'Andriamanitra azy mba hiarovana azy hanetri-tena i Paoly.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Rehefa miresaka momban'ny "tsilo amin'ny nofo," izy dia manambara fa izy ilay "lehilahy" izay resahiny.

re avy amiko. Hifehy tena amin'ny fireharehana ihany koa aho noho ireo karazana fanambarana miavaka ireo. Noho izany, mba tsy ho feno fireharehana aho, dia nasiana tsilo

Ireo mety ho dikany hfa dia hoe "re tamiko. Noho izany, dia tsy ho tezitra aho amin'ny avonavona noho ny karazana fanambarana mahagaga, misy tsilo."

hihevitra ahy ho ambony noho izay hita

"manome tombony ho ahy kokoa noho izay"

noho ireo karazana fanambarana miavaka ireo

"satria ireo fanambarana ireo dia samihafa amin'ny zavatra rehetra izay efa nahita"

Noho izany, mba tsy ho feno fireharehana aho

"mba hiaro ahy tsy hirehareha tanteraka"

tsilo ny nofoko

Eto dia ny olana ara-nofon'i Paoly dia ampitahana amin'ny "tsilo" izay manindrona ny "nofony". DH "fahoriana" na "olana ara-nofo"

mpitondra hafatr'i Satana

"mpanompon'i satana"

hanakorontana ahy

"mba hampijaly ahy"