plt_tn/2co/12/03.md

24 lines
841 B
Markdown

# Fampifandraisa ny foto-kevitra
Manohy ny firesahana ny amin'ny tenany toy ny miresaka olona hafa i Paoly.
# io lehilahy io...dia nalaina niakatra tao amin'ny paradisa
Azo adika hoe DH: Ireo mety ho dikany dia 1)" Andriamanitra naka izany anarana izany ... tao amin'ny paradisa" na 2) Anjely naka izany lehilahy izany... tao amin'ny paradisa." raha azo atao, dia ny mety indrindra dia ny tsy manonona ilay iray izay naka izany anarana izany: "nisy olona naka ... paradisa" na "izy ireo dia naka ... paradisa."
# nalaina niakatra
Tampoka sy voatazona mafy ary nalaina
# paradisa
Ireo ety ho dikany dia 1) lanitra na 2) lanitra fahatelo na 3) toerana manokana any an-danitra.
# ny olona tahaka izany
"izany olona izany"
# tsy hirehareha aho, afa-tsy ny momba ireo fahalemeko
Azo adika hoe DH: "hirehareha amin'ny fahalemeny ihany"