plt_tn/2co/12/03.md

841 B

Fampifandraisa ny foto-kevitra

Manohy ny firesahana ny amin'ny tenany toy ny miresaka olona hafa i Paoly.

io lehilahy io...dia nalaina niakatra tao amin'ny paradisa

Azo adika hoe DH: Ireo mety ho dikany dia 1)" Andriamanitra naka izany anarana izany ... tao amin'ny paradisa" na 2) Anjely naka izany lehilahy izany... tao amin'ny paradisa." raha azo atao, dia ny mety indrindra dia ny tsy manonona ilay iray izay naka izany anarana izany: "nisy olona naka ... paradisa" na "izy ireo dia naka ... paradisa."

nalaina niakatra

Tampoka sy voatazona mafy ary nalaina

paradisa

Ireo ety ho dikany dia 1) lanitra na 2) lanitra fahatelo na 3) toerana manokana any an-danitra.

ny olona tahaka izany

"izany olona izany"

tsy hirehareha aho, afa-tsy ny momba ireo fahalemeko

Azo adika hoe DH: "hirehareha amin'ny fahalemeny ihany"