plt_tn/2co/11/32.md

16 lines
491 B
Markdown

# ny governora ambanin'i Areta mpanjaka dia niambina ny tanàna
"ilay governora izay nofidian'i Areta mpanjaka niteny tamin'ireo lehilahy mba hiambina ny tanàna"
# mba hisambotra ahy
"mba hahazoan'izy ireo misambotra sy mitazona ahy"
# nampidinina tamin'ny sobika
Azo atao hoe DH: "nampidina tamin'ny sobika ny olona ary nametraka ahy tamin'ny tany"
# ny tanany
I Paoly dia mampiasa ny tanan'ny governora ho toy ny hevitra ambadika ilzana ny governora . DH: "tamin'ilay governora"