plt_tn/2co/11/32.md

491 B

ny governora ambanin'i Areta mpanjaka dia niambina ny tanàna

"ilay governora izay nofidian'i Areta mpanjaka niteny tamin'ireo lehilahy mba hiambina ny tanàna"

mba hisambotra ahy

"mba hahazoan'izy ireo misambotra sy mitazona ahy"

nampidinina tamin'ny sobika

Azo atao hoe DH: "nampidina tamin'ny sobika ny olona ary nametraka ahy tamin'ny tany"

ny tanany

I Paoly dia mampiasa ny tanan'ny governora ho toy ny hevitra ambadika ilzana ny governora . DH: "tamin'ilay governora"