plt_tn/2co/10/15.md

406 B

tsy nirehareha mihaotra ny fetra isika

Fomba fiteny. DH: "tsy nirehareha momba ireo zavatra izay tsy hanananay fahefana" na "tsy nirehareha fotsiny tamin'ireo zavatra izay hanananay fahefana."

hitombo ny finoanareo amin'ny asa lehibe miandry ny tsirairay

Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia hanitatra ny faritra iasanay tokoa"

amin'ny faritra hafa

"Faritra iray nomen'Andriamanitra olon-kafa"