# tsy nirehareha mihaotra ny fetra isika Fomba fiteny. DH: "tsy nirehareha momba ireo zavatra izay tsy hanananay fahefana" na "tsy nirehareha fotsiny tamin'ireo zavatra izay hanananay fahefana." # hitombo ny finoanareo amin'ny asa lehibe miandry ny tsirairay Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia hanitatra ny faritra iasanay tokoa" # amin'ny faritra hafa "Faritra iray nomen'Andriamanitra olon-kafa"