forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
967 B
Markdown
28 lines
967 B
Markdown
# Aoka ny olona tahaka ireny ahafantatra
|
|
|
|
"tiako hahalala ny olona tahaka ireny"
|
|
|
|
# fa ireo teny ao amin'ny taratasinay tamin'ny fotoana tsy nahateo anay dia maneho ny asa tokony ho ataontsika rehefa tonga any izahay
|
|
|
|
"hanao izany zavatra izany ihany koa izahay rehefa miaraka aminareo any fa nanoratra izany tao amin'ny taratasinay tamin'ny izahay lavitra anareo izahay."
|
|
|
|
# taratasinay ... anay
|
|
|
|
Manondro an'i Paoly sy ireo miaraka aminy amin'ny asa fanompoany io, fa tsy ireo Korintiana.
|
|
|
|
# lavitra izahay na mampitaha
|
|
|
|
"mba hilazana fa tsara toy ny"
|
|
|
|
# mandrefy ny tenany amin'ny hafa izy ireo ary mampitaha ny tenany amin'ny hafa
|
|
|
|
Milaza zavatra mitoy indroa i Paoly.
|
|
|
|
# izy ireo ary mampitaha ny tenany amin'ny hafa
|
|
|
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka refesin'ny olona ny fahatsarana. DH: "mifampijery izy ireo ary miezaka ny hahita ny hoe iza no tsara kokoa"
|
|
|
|
# tsy ho malina
|
|
|
|
"mampiseho ny olona rehetra fa tsy mahafantatra na inona na inona izy ireo"
|