plt_tn/2co/10/11.md

967 B

Aoka ny olona tahaka ireny ahafantatra

"tiako hahalala ny olona tahaka ireny"

fa ireo teny ao amin'ny taratasinay tamin'ny fotoana tsy nahateo anay dia maneho ny asa tokony ho ataontsika rehefa tonga any izahay

"hanao izany zavatra izany ihany koa izahay rehefa miaraka aminareo any fa nanoratra izany tao amin'ny taratasinay tamin'ny izahay lavitra anareo izahay."

taratasinay ... anay

Manondro an'i Paoly sy ireo miaraka aminy amin'ny asa fanompoany io, fa tsy ireo Korintiana.

lavitra izahay na mampitaha

"mba hilazana fa tsara toy ny"

mandrefy ny tenany amin'ny hafa izy ireo ary mampitaha ny tenany amin'ny hafa

Milaza zavatra mitoy indroa i Paoly.

izy ireo ary mampitaha ny tenany amin'ny hafa

Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra afaka refesin'ny olona ny fahatsarana. DH: "mifampijery izy ireo ary miezaka ny hahita ny hoe iza no tsara kokoa"

tsy ho malina

"mampiseho ny olona rehetra fa tsy mahafantatra na inona na inona izy ireo"