plt_tn/2co/10/05.md

20 lines
1.2 KiB
Markdown

# ireo zavatra avo izay manangana
I Paoly dia manohy miresaka amin'ny alalan'ny sarin-tenin'ny ady, toy ny hoe tafika ny "fahalalan'Andriamanitra" ary "ny zavatra avo rehetra" dia rindrina izay ataon'ny olona hanakanana ny tafika any ivelany. DH: "ny fanehoan-keitra diso izay heverin'ireo mpirehareha hiarovana ny tenan'izy ireo"
# ireo zavatra avo
"Ireo zavatra izay ataon'ny olona mpirehareha"
# manangana fanoherana ny fahalalana an'Andriamanitra
Resahin'i Paoly toy ny hoe misy rindrina mitsangana manohitra tafika ireo fanehoan-kevitra. Ny teny hoe: "manangana" dia midika hoe "mitsangana," fa tsy ny hoe "zavatra avo" izay mitsingevana eny amin'ny rivotra. DH: " Mampiasa izany ny olona mba tsy hahafantaran'izy ireo hoe iza Andriamanitra"
# Fa mihevitra ny hambabo ny tsirairay amin'ny fankatoavana an'i Kristy isika
Resahin'i Paoly toy ny hoe miaramila fahavalo izay babony tamin'ny ady ny fihevitry ny olona. DH: "Mampiseho izahay fa diso avokoa ireo hevitra hanan'ny ireo olona ary mampianatra ireo olona hankatoa an'i Kirsty izahay"
# ny famaizana ny fihetsika tsy fankatoavana
Ny teny hoe "fihetsika tsy fankatoavana" dia hevitra ambadika ilazana ireo olona izay manao izany. DH: "manasazy ny tsirairay aminareo izay tsy mankatoa anay"