forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
847 B
Markdown
24 lines
847 B
Markdown
# Fa izany asa izany
|
|
|
|
Izany dia milaza ny fanangonana ny vola ho an'ireo mpino any Jerosalema. DH: "Fa izany asa fanangonam-bola izany"
|
|
|
|
# mba hanamaivana ny hafa ary hanavesatra anareo
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "mba hahazoanareo manamaivana ny hafa ary manavesatra ny tenanareo"
|
|
|
|
# tokony hisy ny rariny
|
|
|
|
"Tokony hisy ny fitoviana"
|
|
|
|
# Ka izany koa dia mba hanomezan'ny haren'izy ireo izay ilainareo
|
|
|
|
Satria efa miasa amin'izao fotoana izao ireo Korintianina, dia midika izany fa hanampy azy ireo ihany koa ireo mpino any Jerosalema amin'ny ho avy. DH: "koa izany koa dia mba hahafahan'ny fitobaky ny haren'izy ireo hanampy amin'izay ilainareo amin'ny ho avy"
|
|
|
|
# Araka izay efa voasaoratra
|
|
|
|
Mamerina teny avy ao amin'ny Eksodosy i Paoly. DH: "araka ny nosoratan'i Mosesy"
|
|
|
|
# dia tsy nanana ny tsy ampy
|
|
|
|
Azo adika hoe DH: "nanana ny rehetra izay nilainy"
|