# Fa izany asa izany Izany dia milaza ny fanangonana ny vola ho an'ireo mpino any Jerosalema. DH: "Fa izany asa fanangonam-bola izany" # mba hanamaivana ny hafa ary hanavesatra anareo Azo adika hoe DH: "mba hahazoanareo manamaivana ny hafa ary manavesatra ny tenanareo" # tokony hisy ny rariny "Tokony hisy ny fitoviana" # Ka izany koa dia mba hanomezan'ny haren'izy ireo izay ilainareo Satria efa miasa amin'izao fotoana izao ireo Korintianina, dia midika izany fa hanampy azy ireo ihany koa ireo mpino any Jerosalema amin'ny ho avy. DH: "koa izany koa dia mba hahafahan'ny fitobaky ny haren'izy ireo hanampy amin'izay ilainareo amin'ny ho avy" # Araka izay efa voasaoratra Mamerina teny avy ao amin'ny Eksodosy i Paoly. DH: "araka ny nosoratan'i Mosesy" # dia tsy nanana ny tsy ampy Azo adika hoe DH: "nanana ny rehetra izay nilainy"