plt_tn/2co/08/03.md

584 B

nanolo-tena... izy ireo

Izany dia manondro ireo fiangonana any Makedonia.

tamin'ny sitrapon'izy ireo manokana

"an-tsitrapo"

niaraka tamin'ny fitalahoana mafy no nangatahan'izy ireo taminay

Eto ny teny hoe "Fitalahoana" sy "nangatahana" mitoitovy heitra ary manamafy ny fahazotoana amin'ny fangatahan'ny olona. DH: "nangataka tamim-pahazotoana taminay izy ireo"

amin'ity asa fanompoana eo amin'ireo mpino ity

Miresaka ny amin'ny fanomezana vola ho an'ireo mpino any Jerosalema i Paoly. DH: "ity asa fanompoana amin'ny fanomezam-bola ho an'ireo mpino any Jerosalema ity"