# nanolo-tena... izy ireo Izany dia manondro ireo fiangonana any Makedonia. # tamin'ny sitrapon'izy ireo manokana "an-tsitrapo" # niaraka tamin'ny fitalahoana mafy no nangatahan'izy ireo taminay Eto ny teny hoe "Fitalahoana" sy "nangatahana" mitoitovy heitra ary manamafy ny fahazotoana amin'ny fangatahan'ny olona. DH: "nangataka tamim-pahazotoana taminay izy ireo" # amin'ity asa fanompoana eo amin'ireo mpino ity Miresaka ny amin'ny fanomezana vola ho an'ireo mpino any Jerosalema i Paoly. DH: "ity asa fanompoana amin'ny fanomezam-bola ho an'ireo mpino any Jerosalema ity"