plt_tn/2co/07/15.md

506 B

ny fankatoavanareo rehetra

Ny teny hoe "fankatoavana" dia afaka avadika ho matoanteny, "mankatoa." DH: "Ny Fomba nankatoavanareo rehetra"

ny fandraisanareo azy tamin'ny tahotra sy hovitra

Eto ny teny hoe "tahotra" sy "hovitra" dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny fahalebiazan'ny tahotra. DH: "Nandray azy tamin'ny fanjana lehibe ianareo"

tamin'ny tahotra sy hovitra

Ireo mety ho dikany dia1) "tamin'ny fanjana lehibe ho an'Andriamanitra" na 2) "tamin'ny fanjana lehibe ho an'i Titosy."