plt_tn/2co/07/15.md

12 lines
506 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny fankatoavanareo rehetra
Ny teny hoe "fankatoavana" dia afaka avadika ho matoanteny, "mankatoa." DH: "Ny Fomba nankatoavanareo rehetra"
# ny fandraisanareo azy tamin'ny tahotra sy hovitra
Eto ny teny hoe "tahotra" sy "hovitra" dia mitovitovy hevitra ihany ary manamafy ny fahalebiazan'ny tahotra. DH: "Nandray azy tamin'ny fanjana lehibe ianareo"
# tamin'ny tahotra sy hovitra
Ireo mety ho dikany dia1) "tamin'ny fanjana lehibe ho an'Andriamanitra" na 2) "tamin'ny fanjana lehibe ho an'i Titosy."