plt_tn/2co/06/17.md

12 lines
302 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Paoly dia mamerina ny tenin'ny mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha, Isaia sy Ezekiela.
# ary mitokana
Azo adika hoe DH: "Atokano ny tenanareo" na "mamela ahy hanokana anareo"
# Aza mikasika zavatra maloto
Azo adika hoe DH: "zavatra madio ihany no kasiho"