# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Paoly dia mamerina ny tenin'ny mpaminany ao amin'ny Testamenta Taloha, Isaia sy Ezekiela. # ary mitokana Azo adika hoe DH: "Atokano ny tenanareo" na "mamela ahy hanokana anareo" # Aza mikasika zavatra maloto Azo adika hoe DH: "zavatra madio ihany no kasiho"