plt_tn/2co/06/11.md

1.3 KiB

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mampahery ireo mpino ao Korinto i Paoly mba hisaraka amin'ny sampy sy hiaina fiainana madio ho an'Andriamanitra.

niteny ny marina rehetra taminareo

"niresaka tamim-pahatsorana taminareo"

ny fonay dia mivoha midanadana

Resahin'i Paoly toy ny fananana fo midanadana ny fitiavany lehibe ho an'ireo Korintiana. DH: "tianay tokoa ianareo"

Ny fonareo dia tsy nofehezinay, ianareo no namehy ireo fihetseham-ponareo manokana

Resahin'i Paoly toy ny hoe noterena ao amin'ny toerana tery dia tery ny fon'izy ireo, raha miresaka ny amin'ny tsy fanana'ireo Korintiana fitiavana ho azy izy.

Ny fonareo dia tsy nofehezinay

Azo atao hoe DH: "Tsy nofehezinay ny fonareo" na "tsy nanome antony hampitsaha anareo hitia anay izahay"

ianareo no namehy ireo fihetseham-ponareo manokana

Azo adika hoe DH: "ny fihetsem-ponareo manokana no mamehy anareo" na "nitsahatra ny nitia anay ianareo noho ny antony izay anareo manokana"

ho valiny ara-drariny

"ho valiny araka ny tokony ho izy"

miresaka aminareo toy ny amin'ny zaza aho

I Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny amin'ny zanany ara-panahy. DH: "miresaka toy ny hoe rainareo aho"

voay hidanadana ny fonareo

Mamporisika ny Korintiana i Paoly mba hitia azy tahaka ny hitiavany azy ireo. DH: "tiavo izahay tahaka ny nitavanay anareo"