plt_tn/2co/06/11.md

36 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Mampahery ireo mpino ao Korinto i Paoly mba hisaraka amin'ny sampy sy hiaina fiainana madio ho an'Andriamanitra.
# niteny ny marina rehetra taminareo
"niresaka tamim-pahatsorana taminareo"
# ny fonay dia mivoha midanadana
Resahin'i Paoly toy ny fananana fo midanadana ny fitiavany lehibe ho an'ireo Korintiana. DH: "tianay tokoa ianareo"
# Ny fonareo dia tsy nofehezinay, ianareo no namehy ireo fihetseham-ponareo manokana
Resahin'i Paoly toy ny hoe noterena ao amin'ny toerana tery dia tery ny fon'izy ireo, raha miresaka ny amin'ny tsy fanana'ireo Korintiana fitiavana ho azy izy.
# Ny fonareo dia tsy nofehezinay
Azo atao hoe DH: "Tsy nofehezinay ny fonareo" na "tsy nanome antony hampitsaha anareo hitia anay izahay"
# ianareo no namehy ireo fihetseham-ponareo manokana
Azo adika hoe DH: "ny fihetsem-ponareo manokana no mamehy anareo" na "nitsahatra ny nitia anay ianareo noho ny antony izay anareo manokana"
# ho valiny ara-drariny
"ho valiny araka ny tokony ho izy"
# miresaka aminareo toy ny amin'ny zaza aho
I Paoly dia miresaka amin'ireo Korintiana toy ny amin'ny zanany ara-panahy. DH: "miresaka toy ny hoe rainareo aho"
# voay hidanadana ny fonareo
Mamporisika ny Korintiana i Paoly mba hitia azy tahaka ny hitiavany azy ireo. DH: "tiavo izahay tahaka ny nitavanay anareo"