plt_tn/2co/05/11.md

24 lines
960 B
Markdown

# ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo
"ny fahafantarana ny dikan'ny ny fatahorana ny Tompo"
# handresentsika lahatra ny olona
Ireo mety ho dikany dia 1) "mandresy lahatra ny olona ny amin'ny fahamarinana ny filazantsara isika" na 2) "mandresy lahatra ny olona fa apostoly ara-dalana isika."
# Ny maha isika antsika dia hitan'Andriamanitra mazava
Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia mahita mazava hoe karazan'olona toy ny ahoana isika"
# fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo ihany koa izany
"fa ianareo ihany koa dia resy lahatra ny amin'izany"
# mba hanananareo valin-teny
"mba hanananareo zavatra holazaina"
# ireo izay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany fa tsy ny amin'izay ao am-po.
Eto ny teny hoe "endrika" dia entina ilazana ny zavatra ivelany toy ny fahaizana sy toerana. Ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny toetra anatin'ny olona. DH: "Ireo izay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany ... fa tsy toy toetran'ny olona ao anaty"