plt_tn/2co/05/11.md

960 B

ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo

"ny fahafantarana ny dikan'ny ny fatahorana ny Tompo"

handresentsika lahatra ny olona

Ireo mety ho dikany dia 1) "mandresy lahatra ny olona ny amin'ny fahamarinana ny filazantsara isika" na 2) "mandresy lahatra ny olona fa apostoly ara-dalana isika."

Ny maha isika antsika dia hitan'Andriamanitra mazava

Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia mahita mazava hoe karazan'olona toy ny ahoana isika"

fa mazava amin'ny feon'ny fieritreretanareo ihany koa izany

"fa ianareo ihany koa dia resy lahatra ny amin'izany"

mba hanananareo valin-teny

"mba hanananareo zavatra holazaina"

ireo izay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany fa tsy ny amin'izay ao am-po.

Eto ny teny hoe "endrika" dia entina ilazana ny zavatra ivelany toy ny fahaizana sy toerana. Ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny toetra anatin'ny olona. DH: "Ireo izay mirehareha ny amin'ny endrika ivelany ... fa tsy toy toetran'ny olona ao anaty"