plt_tn/2co/04/05.md

24 lines
1.3 KiB
Markdown

# fa i Kristy Jesosy toy ny Tompo, ary ny tenanay toy ny mpanomponareo nohon'ny amin'i Jesosy
DH: "Fa izahay manambara an'i Kristy Jesosy ho Tompo, ary manambara ny tenanay ho mpanomponareo"
# Ny fahazavana hamiratra ao amin'ny haizina
Amin'izany fehezanteny izany, i Paoly dia maneho ny famoronan'Andriamanitra fahazavana, izay voalaza tao amin'ny bokin'ny Genesisy.
# Izy namiratra ... mba hanome ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra
Eto ny teny hoe "fahazavana" dia maneho ny fahafahana mahatakatra. Tahaka ny namoronan'Andriamanitra ny fahazavana ho an'ireo mpino. DH: "Izy dia namiratra ... mba hahafahantsika mahatakatra ny voninahitr'Andriamanitra''
# tao am-ponay
Eto ny teny hoe "fo" dia entina ilazana ny saina sy ny eritreritra. DH: "ao an-tsainay"
# ny fahazavan'ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra
"ny fahazavana, izay fahalalan'ny voninahitr'Andriamanitra"
# ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny fanatrehan'i Jesosy Kristy
"ny voninahitr'Andriamanitra eo amin'ny tavan'i Jesosy Kristy." Tahaka ny namirapiratan'ny voninahitr'Andriamanitra tamin'ny tavan'i Mosesy (Izahao 3:7), izany dia mamirapiratra eo amin'ny tavan'i Jesosy ihany koa. Midika izany fa rehefa mitory ny filazantsara i Paoly, dia afaka mahita sy mahazo ireo hafatra momba ny voninahitr'Andriamanitra ny olona.