plt_tn/2co/03/12.md

8 lines
392 B
Markdown

# Satria manana toky tahaka izany isika
Izany dia maneho izay vao nolazain'i Paoly. Ny fahatokiany dia avy amin'ny fahafantarana fa ny fanekena vaovao dia manana voninahitra mandrakizay.
# ny fiafaran'ny voninahitra izay nandalo ihany.
Izany dia manambara ny voninahitra izay namirapiratra teo amin'ny tavan'i Mosesy. DH: "ny voninahitra teo amin'ny tavan'i Mosesy izay levona tanteraka"