plt_tn/2co/03/12.md

392 B

Satria manana toky tahaka izany isika

Izany dia maneho izay vao nolazain'i Paoly. Ny fahatokiany dia avy amin'ny fahafantarana fa ny fanekena vaovao dia manana voninahitra mandrakizay.

ny fiafaran'ny voninahitra izay nandalo ihany.

Izany dia manambara ny voninahitra izay namirapiratra teo amin'ny tavan'i Mosesy. DH: "ny voninahitra teo amin'ny tavan'i Mosesy izay levona tanteraka"