plt_tn/2co/02/16.md

1.5 KiB

izany dia hanitra

"Ny fahalalan'Andriamanitra dia hanitra." Izany dia manambara ny ao amin'ny 2:14, ahitana an'i Paoly miresaka ny amin'ny fahalalana an'i Kristy toy ny hoe ditin-kazo manitra izay manana fofona mahafinaritra.

hanitra avy amin'ny fahafetesana ho amin'ny fahafatesana

Ireo mety ho dikany dia 1) ny teny hoe "fahafatesana" dia miverimberina mba ho fanatintranterana ary io fehezanteny io dia midika hoe: ''hanitra mahatonga fahafatesana" na 2) "Hanitry ny fahafatesana izay mahafaty ny olona"

Ho an'ireo sasany izay novonjena

Azo atao hoe DH: "Ireo izay vonjen'Andriamanitra"

hanitra avy amin'ny fiainana ao amin'ny fiainana

Ireo mety ho dikany dia 1) ny teny hoe "fiainana" dia miverimberina mba ho fanantitranterana, ary io fehezanteny io midika hoe: "hanitra izay manome ny fiainana" na 2) "hanitry ny fiainana izay manome aina ho an'ny olona"

Iza no mendrika amin'ireo zavatra ireo?

Mampiasa izany fanotaniana izany i Paoly mba hanindriana fa tsy misy olona mendrika hanao ny asa fanompoana izay nantsoin'Andriamanitra hataon'izy ireo. DH: "Tsy misy olona mendrika ireo zavatra ireo"

iresahanay amin'i Kristy

"miresaka toy ny olona izay tafaray amin'i Kristy izahay" na "miresaka miaraka amin'ny fahefan'i Kristy izahay"

satria nalefa avy amin'Andriamanitra izahay

Azo atao hoe DH: "tahaka ny olona izay nirahin'Andriamanitra"

tao amin'ny fahitan'Andriamanitra

I Paoly sy ireo mpiara-miasa aminy dia mitory ny filazantsara miaraka amin'ny fahafantarana fa mijery azy ireo Andriamintra. DH: "miteny eo anatrehan'Andriamanitra izahay"