plt_tn/2co/02/12.md

745 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra :

I Paoly dia mankahery ireo mpino ao Korinto filazana amin'izy ireo ny fahafahana izay hananany mba hitoriana ny filazantsara any Troasy sy Makedonia.

Nisokatra ho ahy ny varavarana tamin'ny Tompo ... nitory ny filazantsara

I Paoly dia miresaka momba ny fahafahany mitory ny filazantsara toy ny hoe varavarana izay azony hidirana. DH: "Nanokatra varavarana ho ahy ny Tompo... mba hitory ny filazanatsara" na "Ny Tompo nanome fahafahana ho ahy ... hitory ny filazantsara"

tsy nanana fiadanan-tsaina aho

"Niady saina aho" na "nanahy aho"

ny rahalahiko Titosy

I Paoly dia miresaka amin'i Titosy toy ny amin'ny ny rahalahany ara-panahy.

nandao azy ireo aho

" ka nandao ireo olona any Troasy aho"