plt_tn/2co/02/12.md

20 lines
745 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra :
I Paoly dia mankahery ireo mpino ao Korinto filazana amin'izy ireo ny fahafahana izay hananany mba hitoriana ny filazantsara any Troasy sy Makedonia.
# Nisokatra ho ahy ny varavarana tamin'ny Tompo ... nitory ny filazantsara
I Paoly dia miresaka momba ny fahafahany mitory ny filazantsara toy ny hoe varavarana izay azony hidirana. DH: "Nanokatra varavarana ho ahy ny Tompo... mba hitory ny filazanatsara" na "Ny Tompo nanome fahafahana ho ahy ... hitory ny filazantsara"
# tsy nanana fiadanan-tsaina aho
"Niady saina aho" na "nanahy aho"
# ny rahalahiko Titosy
I Paoly dia miresaka amin'i Titosy toy ny amin'ny ny rahalahany ara-panahy.
# nandao azy ireo aho
" ka nandao ireo olona any Troasy aho"