plt_tn/2co/02/08.md

576 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

I Paoly dia mampahery ny fiangonana any Korinto mba hampiseho fitiavana ary hamela ireo izay nofaizin'izy ireo. Manoratra fa, izy ihany koa, dia efa namela azy.

mba hanamafy ampahibe-maso ny fitiavanareo Azy

Izany dia midika fa tokony hanamafy ny fitiavan'izy ireo an'izany lehilahy izany eo anatrehan'ireo mpino rehetra izy ireo.

mankatoa amin'ny zava-drehetra ianareo

Ireo mety ho dikany dia 1) "mankatoa an'Andriamanitra ianareo amin'ny zavatra rehetra" na 2) ''ianareo dia mankatoa ny zavatra rehetra izay nampianariko anareo"