# Fampifandraisana ny foto-kevitra: I Paoly dia mampahery ny fiangonana any Korinto mba hampiseho fitiavana ary hamela ireo izay nofaizin'izy ireo. Manoratra fa, izy ihany koa, dia efa namela azy. # mba hanamafy ampahibe-maso ny fitiavanareo Azy Izany dia midika fa tokony hanamafy ny fitiavan'izy ireo an'izany lehilahy izany eo anatrehan'ireo mpino rehetra izy ireo. # mankatoa amin'ny zava-drehetra ianareo Ireo mety ho dikany dia 1) "mankatoa an'Andriamanitra ianareo amin'ny zavatra rehetra" na 2) ''ianareo dia mankatoa ny zavatra rehetra izay nampianariko anareo"