plt_tn/2co/02/05.md

536 B

amin'ny endrika hafa

"amin'ny lafiny iray"

tsy hanitarana loatra izany

Ireo mety ho dikany 1)" tsy te hiteny izany am-pahasiahana aho" na 2) "tsy te hanitatra aho."

Ampy ny fanasaziana nataon'ny maro an'isa io olona io

Ny teny hoe "fanasaziana" dia afaka havadika amin'ny fampiasana matoanteny. DH: "ny fomba nanasazin'ireo maro an'isa dia efa ampy"

mba tsy handifotra azy amin'ny alahelo be loatra

Izany dia midika fananana fihetseham-po lehibe vokatry ny alahelo tafahoatra. DH: "tsy hoe difotry ny alahelo be loatra"