# amin'ny endrika hafa "amin'ny lafiny iray" # tsy hanitarana loatra izany Ireo mety ho dikany 1)" tsy te hiteny izany am-pahasiahana aho" na 2) "tsy te hanitatra aho." # Ampy ny fanasaziana nataon'ny maro an'isa io olona io Ny teny hoe "fanasaziana" dia afaka havadika amin'ny fampiasana matoanteny. DH: "ny fomba nanasazin'ireo maro an'isa dia efa ampy" # mba tsy handifotra azy amin'ny alahelo be loatra Izany dia midika fananana fihetseham-po lehibe vokatry ny alahelo tafahoatra. DH: "tsy hoe difotry ny alahelo be loatra"