plt_tn/2co/02/03.md

866 B

Nanoratra aho tahaka ny nataoko

Izany dia manambara taratasy iray hafa izay nosoratan'i Paoly tamin'ireo Korintiana Kristina izay tsy misy intsony. DH: "Nanoratra aho tahaka ny nataoko tamin'ny taratasy teo aloha"

mba tsy ho voaratran'ireo izay tokony nampifaly ahy

I Paoly dia miresaka momban'ny fitondran-tenan'ireo Korintianina sasatsany izay nahatonga azy nanaintaina ara-panahy. Azo atao hoe DH: "mba tsy handratra ahy ireo izay tokony nampifaly ahy"

fifaliako dia fifaliana mitovy amin'ny anareo rehetra

"Izay manome fifaliana anareo no manome fifaliana ahy ihany koa"

amin'ny fahoriana lehibe

Eto ny teny hoe: "fahoriana" dia milaza ny fanaintainana ara-panahy.

miaraka amin'ny fangirifirin'ny fo

Eto ny teny hoe: "fo" dia milaza ny toerana misy ny fihetseham-po. DH: "miaraka amin'ny alahelo mafy"

amin'ny ranomaso be

"fitomaniam-be"