plt_tn/2co/01/15.md

703 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

I Paoly dia manazava anton'ny fiandrasany fatratra ny hahita ireo mpino Korintiana taorian'ny taratasiny voalohany.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

I Paoly dia nanoratra taratasy 3 farafahakeliny ho an'ireo Korintiana. Taratasy 2 tany Korinto ihany no voarakitra ao amin'ny Baiboly.

Satria izaho dia natoky ny momba izany

Ny teny hoe "izany" dia milaza ny fanehoan-kevitra nataon'i Paoly teo aloha momba an'ireo Korintiana.

mba hahafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roa

"mba hahazoanareo tombony amin'ny fitsidihako anareo indroa miantaona"

hanatitra ahy eny amin'ny lalako ho any Jodia

"hiaraka amiko eny an-dalana makany any Jodia"