# Fampifandraisana ny foto-kevitra: I Paoly dia manazava anton'ny fiandrasany fatratra ny hahita ireo mpino Korintiana taorian'ny taratasiny voalohany. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: I Paoly dia nanoratra taratasy 3 farafahakeliny ho an'ireo Korintiana. Taratasy 2 tany Korinto ihany no voarakitra ao amin'ny Baiboly. # Satria izaho dia natoky ny momba izany Ny teny hoe "izany" dia milaza ny fanehoan-kevitra nataon'i Paoly teo aloha momba an'ireo Korintiana. # mba hahafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roa "mba hahazoanareo tombony amin'ny fitsidihako anareo indroa miantaona" # hanatitra ahy eny amin'ny lalako ho any Jodia "hiaraka amiko eny an-dalana makany any Jodia"