plt_tn/2ch/25/18.md

302 B

Tsilo

Ity dia voaroy kely.

sedera

Anisany hazo lehibe iray. Eto dia mampiseho ny miaramilan'Israely izany.

fa nahoana ianao no tokony hiteraka korontana sy fahalavoana, ho an'ny tenanao sy Joda miaraka aminao?

D.H: "tokony tsy hampisy olana amin'ny tenanao ianao, ianao sy Joda mitambatra."