plt_tn/2ch/25/18.md

12 lines
302 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsilo
Ity dia voaroy kely.
# sedera
Anisany hazo lehibe iray. Eto dia mampiseho ny miaramilan'Israely izany.
# fa nahoana ianao no tokony hiteraka korontana sy fahalavoana, ho an'ny tenanao sy Joda miaraka aminao?
D.H: "tokony tsy hampisy olana amin'ny tenanao ianao, ianao sy Joda mitambatra."